|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atsimo andrefana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana
Ohatra  4  [2.643#34] Vazaha voanjo naka toerana tao atsimo andrefan' i Moramanga tao
5  [1.38#569] Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' ny vodivona atsimoandrefana indrindra, iza.
Voambolana  6  Toerana
Singan-teny  7  atsimo, andrefana

Teny iditra (2/2)8  Atsimo Andrefana
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10  [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Toliara
Voambolana  11  Pôlitika
Singan-teny  12  atsimo, andrefana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  35  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
36  37 

Fivaditsoratra  38  Atsimo Andrefana, atsimo andrefana

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11